Tahaka ny nilazan’ny tompony ny mpanompo mba hanao raharaham-barotra amin’ireo talenta voaray ao amin’ny fanoharana momba ny talenta ao amin’ny Matio 25, dia tsy maintsy mazoto mitory ny filazantsaran’ny fanekena vaovao, izay noraisintsika tamin’Andriamanitra, amin’izao tontolo izao isika.
Tsy tahaka ilay olona izay nahazo talenta iray ka nandevina izany tao amin’ny tany, rehefa manilika ny fisalasalana sy ny ampijanonana rehetra isika ary mitory ny filazantsara amin’ny mason’ny finoana, dia afaka miaina ny fahagagana nataon’Andriamanitra.
fiaviany voalohany, tamin’ny vanim-potoan’ny Fanahy Masina.
Tahaka ny nitorian’ny apostoly isan’andro fa i Jesosy no Kristy miaraka amin’ny herin’ny Fanahy Masina, dia tsy maintsy mazoto mitory ny famonjen’i Kristy Ahnsahnghong sy Andriamanitra Reny amin’izao tontolo izao, amin’ny finoana ny teny fikasan’Andriamanitra hanome ny Fanahy Masina, izany hoe. impito mahery noho ny
Ary hoy Petera taminy: Mibebaha, ary aoka samy hatao batisa amin'ny anaran'i Jesosy Kristy ianareo rehetra mba hahazo famelana ny helokareo; ary ianareo handray ny fanomezana, dia ny Fanahy Masina; . . .
Aoka hovonjena ho afaka amin'ity taranaka maditra ity ianareo.
Ary izay nandray tsara ny teniny dia natao batisa; ary tokony ho telo arivo no olona vao nanampy ho isany tamin'izany andro izany.
Asan'ny Apostoly 2:38–41
119 Bundang P.O.Box, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of KOREA
Tel 031-738-5999 Fax 031-738-5998
Head Office: 50, Sunae-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
Main Church: 35, Pangyoyeok-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
ⓒ World Mission Society Church of God. All rights reserved. Privacy Policy