Ny Fiangonan’Andriamanitra dia mitandrina sy mampihatra ny fahamarinan’ny fanekena vaovao izay nampianarin’i Jesosy, toy ny Paska sy ny Sabata ary ny fanaon’ny vehivavy misaron-doha.
Ankoatra izany, tahaka ireo olona masina tao amin’ny Fiangonana voalohany, dia mijoro ho vavolombelona izy ireo fa tonga tao amin’ny nofo Andriamanitra. Amin’ny fanarahana ny fampianaran’ny Fanahy sy ny Ampakarina izay manome ny fiainana mandrakizay, dia mampihatra ny fitiavan’i Reny eo amin’ny fiainany izy ireo, ary nahazo voninahitra ambony indrindra sy loka isan-karazany.
119 Bundang P.O.Box, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of KOREA
Tel 031-738-5999 Fax 031-738-5998
Head Office: 50, Sunae-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
Main Church: 35, Pangyoyeok-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
ⓒ World Mission Society Church of God. All rights reserved. Privacy Policy