Ny zava-drehetra ao amin’ny Baiboly nosoratana nandritra ny 1 600 taona mahery dia mifandray amin’ny faminaniana sy ny fahatanterahany.
(eninjato sy arivo)
Voarakitra ao amin’ny Baiboly koa ny faminaniana momba an’i Kyrosy Mpanjaka sy ny faminaniana momba an’i Jesosy.
Na dia tsy azon’ny olona aza ny faminanian’ny Baiboly rehefa nosoratana, dia tanteraka avokoa.
Milaza amintsika ny Baiboly fa tsy maintsy mandositra any Ziona isika mba ho voavonjy rehefa tonga ny loza sy ny fandringanana lehibe farany.
Ziona—Fiangonan’Andriamanitra Fikambanana Iraka Maneran-tany, izay ankalazana ny andro firavoravoan’Andriamanitra, dia toerana fialofana sy famonjena nampanantenain’Andriamanitra antsika.
Ambaraonareo ao amin'ny Joda, Ary torio ao Jerosalema, Ka ataovy hoe: Tsofy ao amin'ny tany ny anjomara; Miantsoantsoa mafy, ka ataovy hoe: Mivoria ianareo, ka andeha isika hiditra amin'ny tanàna mimanda.
Manangàna faneva manandrify an'i Ziona; Mandosira faingana, aza mijanona; Fa Izaho hahatonga loza sy fandringanana be avy any avaratra.
Jeremia 4:5–6
119 Bundang P.O.Box, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of KOREA
Tel 031-738-5999 Fax 031-738-5998
Head Office: 50, Sunae-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
Main Church: 35, Pangyoyeok-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
ⓒ World Mission Society Church of God. All rights reserved. Privacy Policy