Tahaka ny manana ray sy reny niteraka azy ara-batana ny tsirairay, dia misy Ray ara-panahy sy Reny ara-panahy izay manome antsika ny fiainana mandrakizay ao amin’ny tontolon’ny anjely.
Amin’ny finoana izany, dia tsy maintsy mitandrina ny Paska amin’ny fanekena vaovao isika, izay hany fomba hahatongavana ho zanak’Andriamanitra.
Ny zanak’Andriamanitra, izay hanjaka mandrakizay ao amin’ny fanjakan’ny lanitra, dia tsy maintsy mahalala ny anaran’Andriamanitra.
Tahaka ny nandraisan'ny olo-masina ny anarana hoe Jesosy ary novonjena tamin'ny vanim-potoan'ny Zanaka, ny mpikamban'ny Fiangonan'Andriamanitra dia mandray an'i Kristy Ahnsahnghong sy Andriamanitra Reny amin'ny vanim-potoan'ny Fanahy Masina, mitory ny anaran'Andriamanitra amin'izao tontolo izao ary manafaka ny vaovao momba ny famonjena.
Fa raha tsy faizana tahaka ny itondrana azy rehetra ianareo, dia zazasary, fa tsy zanaka.
Ary koa, isika dia nanana ny rain'ny nofontsika ho mpanafay antsika ka efa nanaja azy; tsy mainka va ny hanekentsika ny Rain'ny fanahy, ka ho velona isika?
Hebreo 12:8–9
Ny sasany mitoky amin'ny kalesy, ary ny sasany amin'ny soavaly; Fa raha izahay kosa, dia ny anaran'i Jehovah Andriamanitray no hoderainay.
Salamo 20:7
119 Bundang P.O.Box, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of KOREA
Tel 031-738-5999 Fax 031-738-5998
Head Office: 50, Sunae-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
Main Church: 35, Pangyoyeok-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
ⓒ World Mission Society Church of God. All rights reserved. Privacy Policy