Nilaza i Jesosy fa tonga teto an-tany Izy mba hitady sy hamonjy ny mpanota.
Ny olombelona, izay nanota tany an-danitra ka nidina teto an-tany, dia tsy maintsy mibebaka tanteraka mandritra ny Herinandrom-bavaka manomboka amin’ny Andro Firavoravoana Trompetra ka hatramin’ny Andro Fanavotana ary manaiky ny fitiavana manambara amin’izao tontolo izao ny fahamarinan’ny fanekena vaovao naorin’Andriamanitra. .
Ny fanekena vaovao dia mirakitra ny sorona nataon'i Ray Kristy Ahnsahnghong sy Andriamanitra Reny.
Noho ny fiaretany mangina ny fanaintainan’ny hazo fijaliana sy ny soron’ny fahafatesana ho famonjena ny zanany, dia nisokatra ho an’ny olombelona ankehitriny ny lalana hiverenana any amin’ny fanjakan’ny lanitra, izany hoe ny vavahadin’ny fanjakan’ny lanitra.
Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Tsy ny finaritra no mila mpanao fanafody, fa ny marary;
tsy avy hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota mba hibebaka.
Lioka 5:31–32
119 Bundang P.O.Box, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of KOREA
Tel 031-738-5999 Fax 031-738-5998
Head Office: 50, Sunae-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
Main Church: 35, Pangyoyeok-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
ⓒ World Mission Society Church of God. All rights reserved. Privacy Policy