Ny hoe “mino an’Andriamanitra” dia midika hoe mankatò sy mampihatra ny teny omeny.
Toy ny fahatongavana ho vongan-tsira mitsangana ny vadin’i Lota, ary lasa andevon’ny fahavalony ny Israelita, dia toy izany koa no hiharan’ny loza toy izany ankehitriny izay tsy mihaino ny tenin’Andriamanitra.
Ny mpikamban’ny Fiangonan’Andriamanitra dia mino fa ny fampianarana nomen’i Kristy Ahnsahnghong sy Andriamanitra Reny no hany làlana mankany amin’ny famonjena mandrakizay any an-danitra, ary manaraka amim-pifaliana ny didiny sy ny teniny rehetra, ary miandrandra amim-pahadodonana hoe: Teny fitahiana inona no homen’Andriamanitra aminay anio?
Izao no lazain'i Jehovah, Mpanavotra anao, Dia ny Iray Masin'ny Israely: Izaho, Jehovah
Andriamanitrao, No nampianatra anao hahita soa Sady mitarika anao amin'ny làlana tokony halehanao.
Toy izay anie ianao mba nihaino ny didiko! Dia ho tonga tahaka ny ony ny fiadananao, Ary ho tahaka ny
onjan-dranomasina ny fahamarinanao,
Isaia 48:17–18
119 Bundang P.O.Box, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of KOREA
Tel 031-738-5999 Fax 031-738-5998
Head Office: 50, Sunae-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
Main Church: 35, Pangyoyeok-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
ⓒ World Mission Society Church of God. All rights reserved. Privacy Policy