Mpanota mafy ny olombelona rehetra izay mendrika ny famaizan'Andriamanitra noho ny fahotana natao tany an-danitra, kanefa tonga teto an-tany Andriamanitra tamin'ny nofo ary nanome antsika ny famelan-keloka amin'ny alalan'ny fanekena vaovao mba hahafahantsika manantena ny fanjakan'ny lanitra indray amin'ny maha-zanak'Andriamanitra antsika.
Tonga teto an-tany Andriamanitra, izay niaretany ny fijaliana teo amin'ny hazofijaliana, mba hamerina indray ny fanekena vaovao izay very nandritra ny Vanim-potoana Maizina sy hanokatra ny lalan'ny famonjena ho an'ny olombelona. Nandray ny fitiavan'Andriamanitra ireo zanaka ara-lanitra, izay tsy nahasakana azy ireo na dia ny fanaintainan'ny fahafatesana aza. Noho izany, ireo rahalahy sy anabavy ao Ziona, izay lasa fianakaviana ara-lanitra, dia tokony hampihatra ny fitiavana azony avy amin'Andriamanitra amin'ny fifankatiavana.
Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo; eny, aoka ho tahaka ny nitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa. Jao 13:34
119 Bundang P.O.Box, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of KOREA
Tel 031-738-5999 Fax 031-738-5998
Head Office: 50, Sunae-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
Main Church: 35, Pangyoyeok-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
ⓒ World Mission Society Church of God. All rights reserved. Privacy Policy