Tamin’ny alalan’ny rafi-pianakaviana eto an-tany, dia nampahafantarin’Andriamanitra antsika fa misy fianakaviana ara-lanitra. Tahaka ny fandovan’ny zanaka ety an-tany ny nofo sy ny ran’ny ray aman-dreniny, dia tsy maintsy mandray ny nofo sy ny ran’Andriamanitra Ray sy Andriamanitra Reny koa ny zanaka ara-lanitra amin’ny alalan’ny mofo sy divay amin’ny Paska. Ny olona toy izany ihany no afaka miantso an’Andriamanitra hoe “Ray” sy “Reny” ho zanaka ara-lanitra.
Androany, ny mpikamban’ny Fiangonan’Andriamanitra dia deraina noho ny asa soa ataony maneran-tany satria tia ny olona rehetra izy ireo amin’ny fitiavana sy ny fahafoizan-tena nianarany tamin’i Kristy Ahnsahnghong sy Andriamanitra Reny, ary noho ny namenoan’ny voninahitr’i Jerosalema an’izao tontolo izao, araka ny faminanian’ny Baiboly.
Efa nanendry mpiambina ho eny ambonin'ny mandanao Aho, ry Jerosalema ô, Koa mandrakariva na andro na alina dia tsy mahazo mangina ireny; Eny, ianareo izay mpampahatsiaro an'i Jehovah, aza mitsahatra; Ary aza mamela Azy hitsahatra mandra-panaony an'i Jerosalema ho mafy orina Sy hoderaina amin'ny tany. Isaia 62:6–7
119 Bundang P.O.Box, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of KOREA
Tel 031-738-5999 Fax 031-738-5998
Head Office: 50, Sunae-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
Main Church: 35, Pangyoyeok-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
ⓒ World Mission Society Church of God. All rights reserved. Privacy Policy