Tamin’ny vanim-potoanan’ny Fanahy Masina, Andriamanitra dia naminany tao amin’ny Baiboly fa hisy ady ara-panahy lehibe eo amin’ilay Vehivavy sy ny zanany sisa amin’i Satana sy ny mpanara-dia azy. Rehefa asarahin’Andriamanitra amin’izay tsy hovonjena ireo hovonjena, dia ny fijoroana eo anilan’ilay Vehivavy, izay Andriamanitra Reny ihany, no ahafahantsika mandresy ny ady ara-panahy lehibe sy mahazo ny fitahian’ny famonjena.
Andriamanitra Ahnsahnghong dia mampahafantatra antsika mazava fa Andriamanitra Reny dia misy amin'ny alalan'ny rafi-pianakaviana eto an-tany sy ny fizotran'ny famoronana an'i Eva ary ny mpikamban'ny Fiangonan'Andriamanitra, ny zanak’ilay Vehivavy sisa, dia tokony hitory ny voninahitr'i Jerosalema Reny ho an'izao tontolo izao.
Dia tezitra tamin'ilay vehivavy ny dragona ka lasa nandeha hiady tamin'ny zanany sisa, izay mitandrina ny didin'Andriamanitra sy mitana ny filazana an'i Jesosy. Ary nitsangana teo ambonin'ny fasiky ny ranomasina izy. . . . Apokalypsy 12:17–13:1
Efa nanendry mpiambina ho eny ambonin'ny mandanao Aho, ry Jerosalema ô, Koa mandrakariva na andro na alina dia tsy mahazo mangina ireny; Eny, ianareo izay mpampahatsiaro an'i Jehovah, aza mitsahatra; Ary aza mamela Azy hitsahatra mandra-panaony an'i Jerosalema ho mafy orina Sy hoderaina amin'ny tany. Isaia 62:6–7
119 Bundang P.O.Box, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of KOREA
Tel 031-738-5999 Fax 031-738-5998
Head Office: 50, Sunae-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
Main Church: 35, Pangyoyeok-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
ⓒ World Mission Society Church of God. All rights reserved. Privacy Policy