Amin'izao vanim-potoana izao, tonga teto an-tany araka ny faminaniana i Kristy Ahnsahnghong, nanorina ny Fiangonan'Andriamanitra, ary nampahafantatra an'i Jerosalema Reny Ara-lanitra, nanao hoe: “Izaho manaraka an’i Reny.” Araka ny faminaniana, ny voninahitr'i Jerosalema Reny Ara-lanitra dia lasa fahazavan'ny fanantenana eto amin'izao tontolo maizina izao.
Rehefa nampamirapiratra ny fahazavan’i Jerosalema ireo mpikambana, sady nino fa ity no filazantsara tarihin’Andriamanitra, dia maika hiverina any Ziona ireo olona avy amin’ny fiteny sy kolontsaina samihafa avy amin’ny lafivalon’izao tontolo izao. Ho an'ireo zanany izay nino ny faminaniana sy nampamirapiratra ny voninahitr'i Jerosalema Reny Ara-lanitra, dia tanterahin'Andriamanitra ny fampanantenany hoe: “Hanana ny fanjakana mandrakizay alaovalo izy ireo.”
Fa, indro, ny haizina manarona ny tany, Ary ny haizim-pito manarona ny firenena; Fa aminao kosa no iposahan'i Jehovah, ary aminao no isehoan'ny voninahiny. Ary ny firenena manatona ny fahazavanao, Ary ny mpanjaka mankeo amin'ny famirapiratan'ny fiposahanao. Isaia 60:2–3
Nefa ny olo-masin'ny Avo Indrindra no hahazo ny fanjakana ary hanana ny fanjakana mandrakizay alaovalo. Daniela 7:18
119 Bundang P.O.Box, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of KOREA
Tel 031-738-5999 Fax 031-738-5998
Head Office: 50, Sunae-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
Main Church: 35, Pangyoyeok-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
ⓒ World Mission Society Church of God. All rights reserved. Privacy Policy